• Alatsinainy 17 Oktobra 2011
Politique.Leader Fanilo Namantsipantsika ny FAT

Famelivelezana ny FAT no tena nibahan-toerana tamin’ny komity nasionalin’ny antoko Leader Fanilo notontosaina teto an-drenivohitra ny sabotsy 15 oktobra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2011
Politique.MAGRO Antsirabe Velom-panantenana tanteraka

Tsy nampitsoaka ireo mpitolona tao Antsirabe ny ora-nikija ny tolokandron’ny sabotsy 15 oktobra teo satria hita ho tena liana tokoa ny olona mahakasika ny fivoaran’ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2011
Politique.Marc Ravalomanana Hody mialoha ny volana novambra 2011 ?

Hipoka olona ny kianjan’ny Magro Behoririka ny sabotsy 15 oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2011
Politique.Fiverenan-dRavalomanana sy fivoahan’ny gadra politika Tokony hialoha ny fidiran’ny Ankolafy 3 anaty fitondrana

Tanteraka avokoa izay voalaza teto amin’ny gazety Tia Tanindrazana tamin’ny lah.621 tamin’ny alatsinainy 19 septambra teo, hoy ny mpandalina politika iray eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2011
Politique.Praiminisitra Ho sivily sa miaramila ?

Adihevitra ary anisan’ny nandaniana fotoana tamin’ny fihaonana faharoa teo amin’ireo vondrona politika Malagasy niaraka tamin’ny iraky ny Troika tao amin’ny Colbert ny amin’ny fanendrena praiminisitry ny tetezamita iarahana io.

Hamaky ny tohiny
FTT