- Talata 18 Oktobra 2011
Politique.Ministra Ndremanjary sy ny filohana federasiona 19 Lasa resaka politika ny fifamaliana amin’ny haino aman-jery
Nivadika ho resaka politika tanteraka ny fifamaliana anaty haino aman-jery hifanaovan’ny ministra Ndremanjary Jean André sy ny ekipany ao amin’ny ministeran’ny fanatanjahantena ankehitriny sy ny an’ireo federasiona ara-panatanjahantena niisa 19 nanao sonia ny fangatahana ny hialàny amin’ny toerany.
Hamaky ny tohiny
