• Alarobia 19 Oktobra 2011
Politique.Pierrot Rajaonarivelo Iantefan’ny eritreritry ny sasany

Efa anatin’ny fijerena sy fanolorana izay olona hipetraka eo amin’ny toeran’ny praiminisitra ireo mpanao politika isanisany ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2011
Politique.Pr Alain Tiandrazanarivelo Ny tombany tsy mba vidiny

Zava-dehibe loatra io fanendrena praiminisitra io ka tsy mahagaga raha samy maneho ny hetahetany amin’ny ahazoana ny toerana avokoa ny rehetra, hoy ny Pr Alain Tiandrazanarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2011
Politique.Praiminisitra iraisana Voailika ny zanak’i Fianarantsoa ?

Am-perinasa ny birao fifandraisan’ny SADC. Ao amin’ny tranon’ny masoivohon’i Afrika Atsimo, etsy Ankorondrano ity birao ity izay vonjimaika hatreto, ary ny ambasadaoro afrikanina tatsimo, Mogheti Monaisa, no mitarika izany vonjimaika ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2011
Politique.Rampanjato Rarantoana Misy ny tribonaly miaramila, ampiasao !

Raha revo amin’izay ho fanendrena ny praiminisitry ny marimaritra iraisana ny etamazaoro politika dia ny hoavin’ireo miaramila, indrindra manamboninahitra ambony voatana am-ponja any Tsiafahy sy Antanimora kosa no isintonan-dRampanjato Rarantoana ny eritreritry ny maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Oktobra 2011
Politique.Ambohitsorohitra Voatsipaka koa i Zazah Ramandimbiarison

Omaly no nivoaka ny didy hitsivolana laharana 2011–633 izay manafoana ny didy hitsivolana N°2009–286 tamin’ny 30 martsa 2009 izay nanendry an’i Zazah Ramandimbiarison ho talen’ny kabinetra an’ny fiadidiana ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
FTT