Politique

Hanomana ny fiavian'i Deba Tonga halina i Xavier Ratsiraka efa-mianaka


  • Alarobia 02 Novambra 2011

Araka ny loharanom-baovao halina dia anisan'ireo mpandeha higadona amin'ny zotram-piaramanidina Air France mampitohy an'i Frantsa sy Madagasikara i Xavier Ratsiraka sy ireo zanany roa ary ny vadiny.

Hanomana ny fiavian'ny filoha Ratsiraka no tena anton-dian'ity zanany lahitokana ity, araka ny fantatra. Araka ny tsiliantsofina dia anisan'ny fitakiana nataon'ny firehana Ratsiraka ny fanomanana ny trano ipetrahany eto an-drenivohitra. Zo izay tokony homena ireo filoham-pirenena rehetra efa nitantana ny firenena mandrapahafatiny. Na tsy nisy aza ny vaovao ofisialy mikasika ny fihaonana nataon'ny filoha Ratsiraka sy ny minisitra afrikanina tatsimo, Marius Fransman dia azo itarafana avy hatrany fa vokatr'ity fihaonana ity izao dian'i Xavier Ratsiraka izao.

Solonirina

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT