Politique

Camille Mektoub Misy mikononkonona hampandamoka ny famindram-pahefana


  • Alarobia 02 Novambra 2011

Tsy miala eto an-kainja isika raha tsy tonga i Dada, hoy i Camille Mektoub avy amin’ny ankolafy Zafy Albert teny an-kianjan’i Magro tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity.

 Toray vato izahay raha torahanareo fa izahay tsy miova amin’ny tsangan-kevitra tohananay hiarahana amin’ny ankolafy 3, hoy izy. Nambaran’ity mpitari-tolona anisan’ny sahisahy ara-pitenena ity koa ny fisian’ny fivorivoriana manamboninahitra vitsivitsy (ao anaty Rabarisoa Ranto sy Albert Vital ) taorian’ny fanendrena ny praiministra Berziky Omer ka mitady hevitra amin’izany hanafoanana ny famindram-pahefana eo amin’ny praiministra vaovao sy ny ho soloiny. Mbola fampitam-baovao avy amin’i Camille Mektobu ihany koa ny amin’ny nisian’ny fanatonan-dRatsirahonana in-3 nisesy an’i Pr Zafy Albert niangavy azy handray ny rahahara fa tsy ho vitan’Ilay kely intsony ny resaka, nefa dia in-3 koa no namaliany azy tamin’ny hoe : « Avereno any amin’ny tompony (Ravalomanana) rehefa tsy zaka ».

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Praiminisitra Mamitiana Rajaonarison
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Tsy tia an’i Madagasikara

  • Namaly an’i Roland Ratsiraka
  • Alakamisy 07 Mey 2026

ireo fiarahamonim-pirenena

  • Pr Joseph
  • Alarobia 06 Mey 2026

« Ara-dalàna sy valin'ny nataony

  • Fanenjehana an-dRajoelina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Hosantarina amin’ny

  • Mbola mafana ny dosie Raholdina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Mifanipaka ny resaky ny PAN

  • Antenimierampirenena
  • Alarobia 06 Mey 2026

Raharaha maro hodinihina anatin’ny 60 andro…

Hijery ny tohiny
FTT