Politique

Rostand Andriampilamanana “Fisolokiana no natao teny Ivato”


  • Alakamisy 03 Novambra 2011

Fisolokiana no natao teny Ivato, hoy ny filohan’ny filankevi-paritra Ihorombe, raha namaky bantsilana ny dinika nataon’ireo TIM nisintaka tarihin-dRaharinaivo sy Vyvato Rakotovao ny zoma lasa 28 oktobra ny tenany.

 Nambaran’i Rostand Andriampilamanana fa tsy mitombina ny filazana fa solontena avy amin’ireo Distrika 119 ireny tonga teny amin’ny Le Paon d’Or ireny. Tsy iza ireny, hoy izy fa ireo mpikambana eo anivon’ny CT sy CST nisolelaka sy nanara-dia an’i Andry Rajoelina ihany. Ankoatra izay dia nasian’i Rostand resaka ihany koa ny momba ny diplomasia frantsay izay nambarany fa tsy mandeha amin’ny laoniny nefa tadiavina hoentina aty amintsika ka dia toherina hatramin’ny farany.

Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT