- Alatsinainy 21 Novambra 2011
Politique.Ankolafy telo Vonona hanohana hatrany ny praiminisitra
Hipoka tanteraka ny kianjan’i Magro Behoririka ny sabotsy teo. Ireo rehetra nandaha-teny dia samy nanamafy fa tsy hiditra amin’ny governemanta Beriziky raha toa ka mbola taritokana no handrafetana izany.
Hamaky ny tohiny
