• Talata 22 Novambra 2011
Politique.Leo politika maloto Hetsiky ny tanora tofoky ny fitiavantenan’ny mpanao politika

Tofoky ny fomba fanaovana politika Malagasy ny Malagasy maro. Tsy mitsinjo afa tsy ny tombontsoany manokana sy ny an’ny fianakaviana na koa ny antoko misy azy ny ankamaroan’ny mpanao politika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Novambra 2011
Politique.Mpanao politika te ho minisitra Nandeha nijery sikidy tany amin’i dadarabe

Mafy izany fitiavan-tseza ! Tsy matoky intsony ny CV-ny ireo mpanao politika sasany, ka nanatona olona mpahita ny hoavy mba hijereny ny vintany, sao angaha tsy lany ho minisitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Novambra 2011
Politique.Beriziky Omer Notsipahin'i Zafy tanteraka

Omaly ihany dia naneho hevitra ny filoha Zafy Albert. Tamin'izany no nilazany fa tsy izy io governemanta natao an-terisetra io.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Novambra 2011
Politique.Governemanta Beriziky Tsipahin’i Zafy, toherin-dRavalo

Teraka omaly alatsinainy 21 novambra ny governemanta Beriziky. Tao anatin’ny fitaka sy an-tery anefa no nananganana azy, lavitry ny tenierana.

Hamaky ny tohiny
FTT