• Alarobia 23 Novambra 2011
Politique.Governemanta vaovao Mankasitraka ny Frantsay

Tsy miafina intsony ! Namoaka fanambarana ny sampandraharaha frantsay misahana ny raharaham-bahiny omaly mikasika ny fitsanganan’ny governemanta vaovao ny alatsinainy 21 novambra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2011
Politique.Marc Ravalomanana “Isika tsy hangina ary tsy hipetra-potsiny amin’izao”

“Tsy nandeha araka ny tokony ho izy ny fanendrena ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta Beriziky”, hoy Atoa Marc Ravalomanana raha niditra tamin’ny alalan’ny antso an-tariby tetsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2011
Politique.Monja Roindefo Tsy azo antoka io governemanta io

Kely finoana ary tsy resy lahatra amin'ny mety hahatafavoahantsika amin'ny krizy noho ny fananganana io governemanta vaovao io ny Monima.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2011
Politique.Nahafatesan’i Nadine Ramaroson “Azo ny porofo, novonoina ny havanay !”

Takian’ny fianakaviana Ramaroson, indrindra ny CST Alain Ramaroson, ankitsirano ny hanomezan’ireo kaomisiona telo ny valin’ny fanadihadiana nataon’izy ireo mahakasika ny antony nahafatesan’Itompokovavy Nadine Ramaroson tao Soanierana Ivongo tamin’ny 28 aogositra 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2011
Politique.Raharaha Nadine Ramaroson Natakalo toerana ny ampamoaka ?

Niandry ihany ny mpanara-baovao ny alatsinainy sy omaly talata fa toa tsy nisy tampoka ilay hoe ampamoaka hampahafantarana nytenamarina tamin’ny naharendrika ilay sambo Black Shark tany Soanierana Ivongo ka nahafaty ny ministry ny mponina teo aloha Nadine Ramaroson.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2011
Politique.Praiminisitra Beriziky Nandresy lahatra an-dry Zafy teny Ivandry

Tsy raikitra tamin’ny ora farany ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety saika hataon’ny Mandan’ny Fanoherana, ivondronan’ny ankolafy Zafy, ankolafy Ravalomanana ary ny Monima, tokony ho natao omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
FTT