Politique

Minisitry ny asam-panjakana Tsy tafiditra anaty Lamasinina ny Boeing


  • Talata 22 Novambra 2011


 Anisan’ny tao anaty lisitr’ireo minisitra notendren’ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina hiandraikitra ny ministeran’ny asam-panjakana Atoa Tabera Randriamanantsoa avy amin’ny ankolafy Zafy Albert. Nisento tokana ny mpiara-mitolona nahare izany ary velom-panontaniana hoe : dia tafiditra ao anaty Lamasinina haingam-pandeha tokoa ve ny Boeing tsy misy “marche arrière” ? Fitenin’Atoa Tabera an-kianja matetika io teny io sy ny hoe “degage” mantsy ny filohan’ny FAT. Nisento tokana anefa ny rehetra rehefa tsy nahita ity mpitari-tolona ity teny Iavoloha fa tazana niaraka tamin’ny Profesora Zafy teny Mahazoarivo ary azo antoka fa miray feo amin’ity farany fa tsy izy io governemanta natsangana io.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT