Politique

Fananganana governemanta Misy andiana miaramila tsy manaiky


  • Talata 22 Novambra 2011


 Mitohy hatrany ny ady mangatsiaka eo anivon'ny tafika malagasy. Nialoha ny fananganana governemanta omaly dia efa nisy ireo manamboninahitra izay nilaza tany amin'ny fivoriana miafina niaraka tamin'ny namany vitsivitsy fa tsy mety intsony ny zava-mitranga amin'izao fotoana izao. Nilaza ny mahita hevitra ireto manamboninahitra ireto hivoahana amin'izao krizy izao. Omaly dia heno indray fa mbola nitohy io fivoriana io ary niray hevitra ireo izay nanatrika ilay fivoriana izay miaramila avokoa fa tsy azo ekena ny fanaovana lalan-tokana nanaovana iny fanendrena mpikambana ao amin'ny governemanta iny. Tsy mba nakan-kevitra ireo ombimanga tamin’ny fanendrena minisitra, hoy ny sasany. Tsy fantatra, araka izany, izay hitranga aterak'izao tsy faneken'ny miaramila manamboninahitra sasany izao. Ho hita eo izay havoaky ny andro ho avy.

Mohamed

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT