- Alakamisy 24 Novambra 2011
Politique.Governemantan-dRajoelina io “Tsy maintsy ho rava”, hoy ny Pr Zafy Albert
«Governemantan’i Andry Rajoelina fa tsy governemanta napetraky ny praiminisitra. Amin’io zavatra tsy mety ataon’i Andry Rajoelina io dia ny miala no mety aminy. Ny olona mangalatra dia tsy mendrika ny hitondra firenena, eny fa na dia ho filohan’ny tetezamita aza”.
Hamaky ny tohiny
