Politique

Rakoto Andrianiaina Jaona Mendrika ny ampiana ny mpitolon’ny ara-dalàna


  • Alakamisy 24 Novambra 2011

Mendrika ny hampiana sy tohanana ny zanak’i Dada naharitra nitolona tao anatin’izay telo taona latsaka kely izay, hoy Rakoto Andrianiaina Jaona, fa tena zava-dehibe no vitan’izy ireo tamin’ny fikatsahana ny fampankajana ny rariny sy hitsiny ary ny famerenana ny ara-dalàna eto amin’ny firenena.

 Izay no tsy nisalasalako nanolotra omby nozaraina tamin’ireo mpitolona efa nahatratra hatrany amin’ny 600 isa tamin’ny fifaliana nokarakarain’ny TIM Atsimondrano tamin’ny sabotsy heriny teo. Efa taratry ny fifaliam-be tsy maintsy hiarahana ihany koa ireny amin’ny andro hiverenan’i Dada an-tanindrazana, hoy izy, fa zavatra tsy maintsy ho tanteraka izany satria efa voasoratra mazava ao anaty tondrozotra. Ho taratry ny firosoana amin’ny fahatoniana sy firaisankina tanteraky ny Ankolafy telo ihany koa, hoy izy, dia hataon’ny rehetra am-pahamendrehana ny fitsenana ny Amiraly Ratsiraka ny alakamisy 24 novambra.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT