Politique

Omer Beriziky Hitsena an’i Deba eny Ivato


  • Alakamisy 24 Novambra 2011

Ho avy anio ny amiraly Ratsiraka. Misy mihitsy ny komity manokana teo anivon’ny Arema sy ny ankolafy Ratsiraka, nanomana izao fahatongavana izao.

 Fantatra koa anefa fa hisy hetsika manokana hataony avy eo anivon’ny fitondrana amin’ity anio ity. Raha ny re omaly hariva dia hihazo an’i Ivato hitarika delegasiona hitsena ny amiraly mihitsy ny tenan’ny praiminisitra Omer Beriziky. Nisy anefa loharanom-baovao nilaza fa toa nasaina hanao fanambarana ity farany fa olona mbola voasazy ny amiraly Ratsiraka. Tsy niditra tamin’izany resaka mifono fandrika izany anefa i Beriziky.
Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT