• Alakamisy 19 Janoary 2012
Politique.Constant Raveloson “Tandremo fa fetsy ny jeneraly Ravalomanana !”

Tsy mbola tafapetraka eto Madagasikara mihitsy ny fitoniana, na ara-politika izany na ara-tsosialy, araka ny fahitan’Atoa Constant Raveloson azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2012
Politique.Kianjan’ny Demokrasia Soloy toeran-kafa raha tsy mety Ambohijatovo !

Toa tsy ho vitan’izao fitondrana tetezamita izao mihitsy ny hanaiky ny fanehoan-kevitry ny firehana hafa, raha ny fandinihana ny nitranga teny Ambohijatovo ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2012
Politique.Etazonia Tokony avela haneho hevitra an-kalalahana ny olona

Manoloana ny zava-nitranga teny Ambohijatovo ny talata 17 janoary lasa teo dia namoaka fanambarana momba ny maha zava-dehibe ny fahalalahan’ny fanehoan-kevitra sy fivoriana, omaly, ny masoivoho Amerikanina eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2012
Politique.Herisetra teny Ambohijatovo Hitory ny profesora Zafy Albert

Miha mafana ny toe-draharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2012
Politique.Marc Ravalomanana "Hosamborina avy hatrany izy", hoy ny jeneraly Ravalomanana

Na teo aza ny tsy fitovian-kevitra eo amin'ireo samy be kintana eo anivon'ny foloalindahy mikasika ny fisamborana na ny tsia ny filoha Marc Ravalomanana dia manizingizina ny jeneraly Ravalomanana Richard fa hosamborina ity filoham-pirenena lanim-bahoaka farany ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2012
Politique.Jeneraly Ravalomanana Ho sahy hisambotra ny Profesora ve ?

Hosamborina i Zafy Albert, hosamborina ihany koa i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT