Politique

Kaomandŕ Roger Luc Tsy nanaiky ny fisamborana ny filoha Ravalomanana


  • Alatsinainy 23 Janoary 2012

Anisan'ny tranga nanaitra teny Ivato ny sabotsy 21 janoary teo ny tsy fitovian-kevitra teo amin'ny lehiben'ny Emmo-Reg, ny FIS sy ny miaramila sasany avy ao amin'ny RFI Ivato izay notarihin'ny kaomandŕ Roger Luc.

 Niditra tao amin'ny faritry ny seranam-piaramanidina ity kaomandà ity ary nilaza tamin'ny lehiben'ny Emmo-Reg sy ny FIS fa raha toa ka hisambotra dia tokony ho izy ireo no manatanteraka izany fa tsy ny FIS na ny Emmo-Reg. Hentitra mihitsy ny tenany niteny fa ry zareo no tompon'andraikitra voalohany amin'ny eny Ivato sy ny manodidina. Tsy nanaiky izany ireo lehiben'ny Emmo-Reg sy ny FIS ka niafara tamin'ny farateny teo amin'ny roa tonta ny resaka. Nampitandrina mihitsy ny kaomandà Roger Luc fa hisy ny fifandonana eo amin'ireo samy mitam-basy raha miroso amin'ny fisamborana ny Emmo-Reg sy ny FIS.

Solo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT