Politique

TIM Périphérique Nifampiarahaba nahatratra ny taona 2012


  • Alatsinainy 06 Febroary 2012

Ny zomà lasa teo vao tontosa ny fifampiarahaban'ny TIM (manodidina an'Antananarivo) nahatratra ny taona 2012.

 Nasain'izy ireo manokana nanatrika ny lanonana ny filohan'ny Kongresin'ny tetezamita, Mamy Rakotoarivelo, sy ireo mpikambana Parlemantera avy amin'ny ankolafy Ravalomanana. Tao amin'ny Batou Beach Ambohimanambola no nanatontosana ny lanonana tamin'io zomà io. Ireo mpikambana TIM avy ao Avaradrano, Atsimondrano, Andrefan'IArivo, Manjakandriana sy ireo rehetra izay manodidina ny renivohitra no nikarakara izany. Fiaraha-milanonana toy ny mahazatra no natao izay narahan'ny fiaraha-misakafo teo amin'ireo nasaina rehetra.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT