- Alarobia 08 Febroary 2012
Politique.Antaninarenina Be no voaelingelina omaly
Efa ho roa andro izany izao no voaelingelina ny toeram-piasana sy orinasa maro teto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina azy.
Hamaky ny tohinyEfa ho roa andro izany izao no voaelingelina ny toeram-piasana sy orinasa maro teto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina azy.
Hamaky ny tohinyFanenjehana miharo ozona sy fankahalana ireo filoha roa lahy teo aloha tanteraka ny kabarin'ny filohan'ny tetezamita teny Ambohitsorohitra omaly maraina.
Hamaky ny tohinyNy taona marina no miova, fa raha ny zava-misy eo amin’ny fitantanana ny firenena dia mbola ny teo ihany no miverina.
Hamaky ny tohinyOmaly tamin’ny fiafaran’ny tolakandro no nahatongavan’izy ireo eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyDingana manaraka ankehitriny no atrehan’ny KMDT (Komity Miaro ny Demokrasia sy ny Tetezamita) taorian’ny fanomezany 24 ora an-dRajoelina hametrahany fialana.
Hamaky ny tohinyNanaitra ny maro ary resabe tao Antsirabe omaly tontolo ny nisavana tampoka ny tranon’ny zanaky ny filoha Ravalomanana tao Manjakatompo ny alin’ny alatsinainy 06 febroary teo.
Hamaky ny tohiny