- Alatsinainy 06 Febroary 2012
Politique.TIM Périphérique Nifampiarahaba nahatratra ny taona 2012
Ny zomà lasa teo vao tontosa ny fifampiarahaban'ny TIM (manodidina an'Antananarivo) nahatratra ny taona 2012.
Hamaky ny tohinyNy zomà lasa teo vao tontosa ny fifampiarahaban'ny TIM (manodidina an'Antananarivo) nahatratra ny taona 2012.
Hamaky ny tohinyTsy henoheno firy intsony ny filohan’ny antoko Ampela Manao Politika (AMP), Dr Rasamoelina Brigitte, taorian’ny tsy nahalany azy intsony ho filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita Faritanin’Antananarivo.
Hamaky ny tohinyEfa hatramin’ny alatsinainy ka mandraka ny omaly dia ny lalàna momba ny fifidianana no nodinihin’ireo mpikambana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita.
Hamaky ny tohiny«Andeha hody ho any aminareo aho. Izay afaka mitsena dia ankasitrahana, izay tsy afaka kosa tsy omena tsiny. Faly ny tenako ho tonga soa an-tanindrazana. Hihaona tsy ho ela isika”, hoy Rtoa Lalao Ravalomanana raha nitafa tamin’ireo mpanara-dia ny ankolafy Ravalomanana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby nivantana avy any Afrika Atsimo tao amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka, omaly.
Hamaky ny tohinyIn-droa niditra tamin’ny antso an-tariby nivantana avy any Afrika Atsimo i Marc Ravalomanana tato anatin’ny efatra andro.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny