Politique

Randrianarimalala Julien Maika ny hisian’ny fitoniana


  • Talata 13 Martsa 2012


Dingana tsy azo ihodivirana ny fampihavanana ny Malagasy. Maika noho izany ny hisian’ny fitoniana ara-piarahamonina fa sahirana ny vahoaka, hoy Randrianarimalala Julien, Mpanolotsaina teknikan’ny praiminisitra lefitra misahana ny toekarena sy ny indostria, Botozaza Pierrot. Tsy ara-politika irery intsony mantsy, hoy ity farany, ny olana eto fa efa nitatra any amin’ny lafiny toekarena sy sosialy. Ka izay no ilana mafy ny fampihavanana. Velarina isan-tanàna sy isam-paritra mihitsy ny fanaovana izany, fa tsy safosafoana aty amin’ny foibe fotsiny. Asa lehibe no miandry ny olom-pirenena tia tanindrazana, hoy Randrianarimalala Julien, satria dia fo sy saina vaovao no hanorenana fiainam-piarahamonina vaovao eto Madagasikara.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT