Politique

Ankatso Miroso mankany amin’ny taona fotsy


  • Talata 13 Martsa 2012

Omaly tsy miova ny eny amin’ny anjerimanontolo, raha ny oniversiten’Antananarivo no resahina.

 Manohy ny fitokonany ny mpampianatra mpikaroka eo anivon’ny SECES mandra-pisy vahaolana mazava mikasika ny fitakian’izy ireo. Etsy ankilany, misavoritaka ny mpianatra, ao ireo mitaky ny hialan’ny minisitra mpiahy sy ny minisitry ny vola rehefa tsy mahavaha ny olana ka tsy ahafahan’izy ireo mianatra. Misy kosa ireo mitsipaka ny mbola hanesorana minisitra indray, izay efa fanintelony izao no eo tao anatin’izao krizy izao, fa mitaky fotsiny ny hiverenan’ny fampianarana eny amin’ny oniversite. Mikatso, araka izany, ny famahana ny olana. Miroso tsimoramora mankany amin’ny taona fotsy ny taom-pianarana 2010-2011 raha izao no mitohy.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT