Politique

Raherisoa Vololona Victorine Tondrozotra dia fifidianana ihany no izy


  • Alatsinainy 19 Martsa 2012


 Ny fijeriko ny raharaham-pirenena ankehitriny, hoy Raherisoa Vololona Victorine mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita sady filohan’ny fikambanana A.F.FA.MI (Andry Fanarenana sy Fanabeazana Mirindra), dia efa miroso ny fanatanterahana ny tondrozotra, ary efa betsaka ireo fikambanana na ny Vondrona iraisam-pirenena vonona sahady hanampy antsika ary efa miverina tsikelikely ny fanampiana avy any ivelany. Midika izany, hoy izy, fa efa manaiky ny zava-misy eto ry zareo ary efa mizotra amin’ny tokony ho izy ny fiainam-pirenena. Antso, araka izany, no atao ho an’ny mpanao politika rehetra, indrindra ireo nanao sonia ny tondrozotra mba samy hanatanteraka izay voalaza ao dia hiroso amin’ny fifidianana. Nomarihan-dRtoa Vololona Victorine fa amin’ny politika Malagasy dia toa ny olona no mifankahala ka ny politika entiny dia tsy mba fanarenana sy fanatsarana ny fiainan’ny olona fa fanakorontanana na fanapotehana ka amiko izany ny mpanao politika dia tokony handinin-tena hoe tena mitondra fampivoarana sy fampandrosoana ho an’ny firenena tokoa ve izao politika ataoko izao ?

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT