Politique

Leriva Manahirana Tsy miala amin’i Dada i Brickaville


  • Alarobia 21 Martsa 2012


 Nitatitra ny zava-nisy taorian’ny fandalovan’ny rivodoza nifanesy tany Brickaville, izay Distrika misy azy, tetsy an-kianjan’ny Magro Behoririka ny CST Leriva Manahirana. Nambarany fa ny ankolafy Ravalomanana no nanao be indrindra ho an’i Brickaville tamin’ny fanampiana ireo traboina tany an-toerana. Tonga tsara any amin’ny vahoaka ireny, hoy izy, ary tsapany fa tsy afaka miala amin’i Dada ny tanàna. Miasa ny filoha Ravalomanana na dia nangina aza tao ho ao. Mahatsapa ny asa vitany sy ny fitiavany tanindrazana ny any ambanivohitra, hoy ihany ny CST Leriva, ka mahita fa tsy misy mpanao politika azo itokisana eto Madagasikara ka na milamina na tsia ny tany, tsy maintsy tafody ny filoha Marc Ravalomanana.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT