Politique

Razafimadimby Zafilahy Stanislas “Ny fibebahan’i Andry Rajoelina no hampilamina antsika”


  • Alarobia 28 Martsa 2012

Nabaribarin’ny filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita avy any amin’ny Faritanin’i Toamasina, Razafimandimby Zafilahy Stanislas tao amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka indray omaly, niainga avy amin’ilay resaka nataon-dRajoelina tao amin’ny fahitalavitra TV Plus tamin’ny zoma 23 martsa teo fa vao misy fofompofona Deba, Zafy na Ravalomanana dia ailikilika ny resaka.

 Tsy vao androany ny fampanantenana manara-penitra ataon’i Andry Rajoelina, hoy izy, fa ny mifanohitra amin’izany no miseho. Sempotra i Andry Rajoelina ka manome tsiny ny rehetra. Iza no nahatonga ny tsy fankatoavana rehetra ? Tsy ianareo no nampianatra izany ! Sa mbola ilay olona any Afrika Atsimo indray ? Tonga dia mibebaha hoe tsy vitako dia milamina ny resaka fa aza manilika fahadisoana any amin’ny hafa, hoy i Zafilahy. Ny tetezana etsy Ambohimangakely aza tsy vita fa lasa manodidina. Afaka adidy izahay rehefa tsy mila “amnistia” ianareo, satria ianareo no tena namono olona. Na ireo vahiny nandalo farany teto aza vaky vava fa i Madagasikara no anisan’ny tany tsy manaja ny zon’olombelona indrindra.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politika sy jeopolitika
  • Alarobia 13 Mey 2026

Mifaninana mafy eto i Lafrantsa sy Rosia

  • Delegasiona avy amin'ny SADC
  • Alarobia 13 Mey 2026

Nitsidika an'i Rinah sy Marie Michelle tany am-ponja

  • Kaominina Antsirabe I
  • Talata 12 Mey 2026

Nametra-pialana ny ben’ny tanàna…

  • Politika
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Notendrena ho mpanolo-tsain’ny

  • Razafindrandriatsimaniry DieudonnĂ© Marie Michel
  • Alatsinainy 11 Mey 2026

Fametrahana aty ifotony ny fitsinjarana

  • Praiminisitra Mamitiana Rajaonarison
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Tsy tia an’i Madagasikara

Hijery ny tohiny
FTT