• Alakamisy 23 Febroary 2012
Politique.Me Avoko Rakotoarijaona “Hanavotra ny fireneko aho”

Nanomboka niseho sehatra teo amin’ny fanehoan-kevitra momba ny raharaham-pirenena tato anatin’ny efa-taona izao ny Me Avoko Rakotoarijaona, mpitarika ny Kung-Fu Wisa eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2012
Politique.Sazalahy Tsianihy Iny lalana iny mankany amin’ny fahaverezana

Miandrandra ny famotsoran-keloka faobe ny vahoaka Malagasy manerana ny Nosy, hoy ny CT Sazalahy Tsianihy, torak’izany koa ny mpanao politika

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2012
Politique.Mpikambana CENI Rafolisisoa Hanitriniala no solontenan’ny Acces Zon’olombelona

Tontosa tamim-pilaminana tao amin’ny Mon Gouter Andrefan’Ambohijanahary omaly ny fifidianana izay ho solontenan’ny Acces Zon’olombelona ho mpikambana eo anivon’ny Birao mahaleotena momba ny fifidianana na ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Febroary 2012
Politique.Fanampiana ireo traboina Volam-panjakana no ampiasain’ny TGV ?

Mazava be, hoy ny CT Rakotoarisoa Falihery fa amin’izao voina mihatra amin’ny firenena izao noho ny fandalovan’ny rivodoza Giovanna teo dia miaraka ory amin’ireo rehetra niharam-boina sy ny Malagasy tsy vakivolo izahay avy amin’ny antoko TGV.

Hamaky ny tohiny
FTT