• Alarobia 22 Febroary 2012
Politique.Zanak’i Dada “29 febroary, izay no fantatray !”

Mandeha sady ezahina aely ny feo, hoy i Zafilahy Stanilas raha nihaona tamin’ireo mpandala ny ara-dalàna tao amin’i Magro Behoririka omaly fa tsy ho tratra ny datin’ny 29 febroary amin’ny fametrahana ny fepetra sy lalàna hisian’ny fitoniana sy ny famafan-keloka faobe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2012
Politique.Banky foibe Mandeha ny ramatahora

Mbola mihenjan-droa ny tady eo amin’ny governora Rasamoely Frédéric miaraka amin’ireo mpiasan’ny Banky Foibe mitokona andaniny sy ny Tale jeneraly Ratovondrahona, izay voatendrin’ny ministeran’ny fitantanam-bola hisahana vonjimaika ny andraikitry ny governor, ankilany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2012
Politique.Dr Rakotomalala Nirina “Fampihavanana aloha no ilaina”

Tsy mbola laharam-pahamehana akory izany amnistia izany raha oharina amin’ny fampihavanana, hoy ny dokotera Rakotomalala Nirina, nandritra ny fanomezana fanohanana ireo traboina teny Ambohimanga ny zoma lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2012
Politique.Marary mafy !

Mbola resabe hatramin’izao ny nanafaizan’ny Zambianina ny Malagasy nosolointenan’ny Japan’s Actuel tetsy Mahamasina, ny alahady lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2012
Politique.Famahana ny krizy Tsy mety hita ny vahaolana

Sivy andro sisa dia hifarana ny volana febroary ary higadona ihany koa ilay datin'ny 29 febroary, fe-potoana nomen'ny SADC hanatanterahana ny famotsoran-keloka, izay efa natsidiky ny manampahefana sy mpanao politika sasany fa tsy ho tratra, noho ny antony ara-teknika (hono).

Hamaky ny tohiny
FTT