• Alatsinainy 27 Febroary 2012
Politique.Rodoben´i Toamasina “29 febroary ihany no fantatray”

Na teo aza ny oram-be sy tafiotra mafimafy ihany, tao Toamasina ny sabotsy teo, dia tsy nanakana ny hafanam-pon´ireo mpikatroka ny rodoben´i Toamasina nanao ny hetsika teo an-tokotanin´ny Magro Tanambao V izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2012
Politique.VOT Toamasina Hamerina ny safidim-bahoaka

Niatrika ny fifampiharabana noho ny taona vaovao 2012 ny mpikamban´ny Vondron´olon-tsotra (VOT) Toamasina ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Febroary 2012
Politique.Zafilahy Stanislas Tonga ny fotoana, ampy izay….

“Tsy maintsy mijoro ary vitantsika ka tsy maintsy ho azontsika ny fandresena”, hoy i Zafilahy Stanislas tetsy amin’ny kianjan’ny Magro ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2012
Politique.Volavolan-dalàna momba ny famotsoran-keloka Ireo tsara ho fantatra momba azy

Mety tsy ho vita amin’ny faran’ity volana ity, mifanandrify amin’ilay datin’ny 29 febroary fe-potoana nomen’ny SADC antsika ny fampiharana ny famotsoran-keloka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2012
Politique.CENI vaovao Andrasan’ny maro ny ho fomba fiasany !

Toa misafotofoto be ihany ny fomba fananganana ilay vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na CENI, ny zavatra nataon’ireo mpikambana teo aloha tsy mazava tsara akory, dia izao efa miteraka adihevitra be izao ny fampidirana sy fisafidianana ireo vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2012
Politique.Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana Ampy izay !

Roa ihany no lalana hivoahana amin’izao krizy izao, raha ny fahitan’ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana ny fiainam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT