Politique

Ravelonanosy Mamitiana Hisy fametraham-pialana faobe raha …


  • Alakamisy 05 Aprily 2012


 Manamafy izahay ao amin’ny vondrona parlemantera TIM miaraka amin’ny filoha Marc Ravalomanana, hoy ny filohan’izy ireo dia ny CT Ravelonanosy Mamitiana, fa ny ilaina dia aministia ho an’ny rehetra, ho an’ny Malagasy rehetra, na mpanao politika io na tsy mpanao politika fa tsy hanavahana an’iza na iza. Rehefa tsy izay no ao dia ataoko fa tsy aministia faobe izay fa fantimpantenana ka tsy mifanaraka amin’ny eritreretinay, miala izahay. Miala amin’ny adihevitra aloha voalohany indrindra, dia ho hita eo ny fanapahan-kevitra aorian’izay toy ny fametraham-pialana miaraka ataon’ny minisitra ka hatrany amin’ny mpikambana ao anaty rafi-panjakana rehetra satria tsy mifanaraka amin’ny voalazan’ny sori-dalana ny zavatra atao. Ity no tonga eo amin’ny tsontsorimamba hisarahana.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT