Politique

Kongresy Tsimbazaza Nampahafantarina ofisialy ireo mpikambana vao notendrena


  • Alakamisy 05 Aprily 2012

Naseho ho fantatr’ireo namany ireo mpikambana efatra vao notendrena ho ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita hisolo ny sasantsasany teo aloha.

 Nambaran’Atoa Mamy Rakotoarivelo, filohan’ny Kongresy fa fifandisoana anarana ny ankabeazan’ireto fanoloana ireto ary efa tany amin’ny volana desambra 2011 no nangatahana ny hanitsiana azy fa izao vao nivoaka ny lalàna mikasika izany. Ireo mpikambana vaovao moa dia ao Atoa isany Lazafeno, Rakotoarimanana Justin, Rakotoarisoa Léonard Liva ary Ranaivorazo Raobelina Fenomanjato. Ireo nosoloina kosa dia Andrianandraina Rameliarison Luc Dolé, Maolidy, Rahantavololomampionona Sandra Béatrice ary Ralaiarison Justin.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT