Politique

CT Tinoka Roberto “Nanaja ny maha filohan’ny Kongresy azy i Mamy Rakotoarivelo”


  • Zoma 13 Aprily 2012


 Nankasitraka manokana ny fihetsika nasehoan’i Mamy Rakotoarivelo, filohan’ny Kongresin’ny tetezamita ny filoha lefitry ny Kongresy, Faritanin’i Toliara, Tinoka Roberto manoloana ny fivoahana ny trano nataon’ireo Parlemantera avy amin’ny ankolafy Ravalomanana misy ny filohan’ny Kongresy. Tena nanaja ny maha filoha azy izy, hoy i Tinoka Roberto, fa tsy mba nivoaka ny efitrano niaraka tamin’ireo namany. Voahaja, araka izany, ny fitarihana ny fivoriana ho an’ity filoha lefitra avy any Toliara ity ka iny vita hatramin’ny farany iny ary nahalany ilay volavolan-dalàn’ny famotsoran-keloka nahabe resaka tanteraka. Amiko, hoy i Tinoka Roberto, dia “fisintahana nandritra io fivoriana omaly io ihany no nataon’ireo CT ankolafy Ravalomanana ireo fa tsy fialana amin’ny “processus” tsy akory. Tena fihetsika demokratika ireny nataon-dry zareo ireny”.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT