Politique

Razanamahasoa Christine Niziriziry tamin’ny heviny


  • Zoma 13 Aprily 2012

Niziriziry tamin’ny heviny hatramin’ny farany ka fototry ny fivoahan’ny ankolafy Ravalomanana ny efitrano omaly ary tsy nandraisan’izy ireo anjara tamin’ny fifidianana ilay volavolan-dalàna mikasika ny famotsoran-keloka ho any amin’ny fihavanam-pirenena ny minisitry ny fitsarana, Razanamahasoa Christine.

“Mody izahay Rakrisy”, hoy izy ireo. Notakian’ny ankolafy Ravalomanana ny hampidirana ny resaka fandoroan-trano ho anisan’ireo heloka tanisana ao amin’ny andininy faha-5 amin’ilay volavolan-dalàna mikasika ny famotsoran-keloka. Tsy voalaza ao anatin’ny lalàna iraisam-pirenena, hoy ity minisitra ity, ny hoe fandoroana trano fa raha kosa arahina famonoana olona izany dia heloka bevava tsy ahazoana amnistia. Ny hoe “tokony”, hoy izy, dia samy manana ny heviny hoe : ny ahy mety ato ny ahy tsy mety atsy fa iny no efa tondrozotra, iny ny lalana nizorana, iny no masontsivana napetraky ny manampahaizan’ny SADC hoe ireo no tanisaina amin’ny fanosihosena ny zon’olombelona goavana tsy ahazoana famotsoran-keloka mihitsy.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT