Politique

Alarakhia Salim Meraly “Tsy hisy fifidianana ho vanona izany”


  • Alarobia 12 Desambra 2012


 Mampanahy be ihany ny hanatanteraka fifidianana amin’ny volana mey 2013 any Sofia, hoy ny CT Alarakhia Salim Meraly voatendry avy amin’iny Faritra iny. Mbola ao anatin’ny fotoam-pahavaratra mihitsy amin’io fotoana io, hoy izy, ka betsaka ny toerana hitoka-monina noho ny rano sy ny fahatapahan’ny lalana. Araka ny nambaran’ity CT ity ihany dia ireo mpikambana tao amin’ny CENI taloha any amin’ireo Distrika any Sofia ihany, no nampiana olona vaovao fotsiny. Ny teo ihany no teo. Ho lavitry ny mangarahara toy ilay fifidianana lalàmpanorenana farany teo izay maty an-karanany raha hisy izany. Io fifidianana lalàmpanorenana io aloha no tokony haverina, hoy ny CT Alarakhia Salim Meraly, mba hoeken’ny rehetra sy hisian’ny fankatoavana iraisam-pirenena.

Manohy 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

  • Front de libĂ©ration
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

national «Tena ilaina ny dinika

Hijery ny tohiny
FTT