• Alatsinainy 14 Janoary 2013
Politique.Radio Mada, Fahazavana, MBS “Tsy maintsy misokatra”

“Haino aman-jery tsy miankina nandeha nandritry ny taona maro teto amin’ny firenena ny MBS, ny Radio Mada, ny Radio Fahazavana. Tsy anjaran-dRahajason Harry Laurent, minisitry ny serasera no milaza fa tsy ara-dalàna ireo”, hoy Ralaiseheno Guy Maxime izay namaky bantsilana tetsy amin’ny kianja Magro Behoririka fa raha “fomba jiolahimboto” no hitondrana ny raharaha dia vonona koa izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2013
Politique.Magro Behoririka Mampiaka-peo ireo mpandala ny ara-dalàna

Niray feo ny mpandala ny ara-dalàna tetsy amin’ny kianja Magro Behoririka omaly fa dia tsy manan-kambo ny filohan’ny FAT.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2013
Politique.Randriamanjato David Manahy ny tsy hisian'ny fifidianana

Mbola ambentin-dresaky ny mpanara-baovao sy miteraka adihevitra hatrany ny zava-nitranga nandritra ilay fifampiarahabana noho ny asaramanitra teny Iavoloha ny Alarobia 09 janoary lasa teo iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2013
Politique.CST Rasolofo René Mila fanitsiana haingana ny fitantanan-draharaha eto

Matoa tsy mbola nipoaka ny sarom-bilany hatreo, hoy Atoa Rasolofo René filohan’ny Vaomieran’ny fampianarana ambaratonga ambony sy fikarohana siantifika ao amin’ny CST, dia ilay vilany mihitsy no efa vaky.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2013
Politique.“Comité de pilotage”-Dinika an-tampony Mba ho taonan’ny fifamelana ity 2013 ity

Manangasanga ny fahatanterahan’ny fikasan’ireo vondrona miantso fampihavanana arahan’ny dinika an-tampony izay mivondrona ao anatin’ny “Comité de pilotage” amin’ny alalan’ny fandraisan’ny FFKM an-tanana amin’izay ity resaka ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2013
Politique.Donak'afo : Be vonovorona

Tapa-kevitra tokoa ny hiady amin’ny kolikoly manaratsy endrika ny ZP ny komandy ambonin’ny zandarimariam-pirenena, ny Général de division Ravalomanana Richard.

Hamaky ny tohiny
FTT