Politique

Ankolafy Ravalomanana Toamasina Nanambatra hery hiatrehana ny fifidianana


  • Zoma 03 Mey 2013


 Mikarakara famelabelarana arahina adihevitra manodidina ny lohahevitra “Ny Ankolafy Ravalomanana manoloana ny fiainam-pirenena sy ny hoavin’i Madagasikara”, ny ankolafy Ravalomanana Toamasina rahampitso sabotsy, izay fotoana hanaovan’izy ireo lanonana fifampiarahabana noho ny taom-baovao amin’ity taona 2013 ity ihany koa. Hisy delegasiona avy amin’ny foibe ho tonga ao Toamasina hanamasaka izany. Nambaran’ny CST Me Rasamimaka Mahefalahy filohan’ny komity mpanomana ny hetsika fa “efa vonona avokoa ny rehetra ankehitriny, miandry ny fotoana sisa satria mandritra izay no hanehoanay rehetra ny fiarahanay indray, hiatrehana ny fifidianana.

Rakoutou 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT