• Zoma 24 Mey 2013
Politique.Raharimalala Andriampenotiana «Ny Fanjakan’Andriamanitra no handimby ny tetezamitan’i Andry Nirina Rajoelina»

Mbola mitana mafy ny fanambarana nataony milaza fa : «Ny planin’Andriamanitra» ihany no hanavotra ny firenena malagasy, ny fikambanana «Groupement pour l’Edification de la Théocratie à Madagascar» tarihin-dRaharimalala Andriampenotiana. Izy no vahinin’ny Sokela anio ka hamaly mivantana ny fanontanian’ny Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2013
Politique.Fihaonan’ny Carlton Sineman-dRajoelina

Mbola hisy fihaonana hafa indray karakarain’ny FFM sy ny CSC ary ny foloalindahy anio. I Andry Rajoelina irery mantsy no tonga teny amin’ny hotely Carlton omaly tolakandro ka tsy nisy ny fanapahan-kevitra tapaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2013
Politique.Albain Rabemananjara Ny FFKM no fara-fanantenana

Potika ny firenena. Miaiky izany ny rehetra. Kely ny finoana ny hahatafavoaka amin’izao krizy izao manoloana ny safotofoto sy ny fitiavan-tsezan’ny mpanao politika sasany izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2013
Politique.Dolin Rasolosoa Namikitra seza koa

Diso fanantenana ireo nitetika ny handray mora ny toeran’i Dolin Rasolosoa ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita na CST.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2013
Politique.Donak'afo : Mampihorohoro, manakorontana

«Filaminana sy fihavanana, antoky ny fahombiazana», izay indray no teny filamatra hankalazana ny asaramanitry ny 26 jona, nolanian’ny filankevitry ny governemanta omaly teny Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Mey 2013
Politique.Omer Beriziky Mampitandrina ireo mahery fihetsika

Hentitra ny fanambarana navoakan’ny governemantan’ny firaisam-pirenena tarihin’ny praiminisitry ny marimaritra iraisana Omer Beriziky omaly tolakandro manoloana ny fihetsika hafahafa nataona andian’olona, izay sady nanaratsy no nanompa tamin’ny alalan’ny sorabaventy no mbola namoaka teny tsy voahevitra ihany koa.

Hamaky ny tohiny
FTT