- Alatsinainy 27 Mey 2013
Politique.Mpianatra Malagasy any Chine Hitokona ao Beijing amin’ny 26 jona fa tsy misy mpihaino
Toa tsy misy masoandro mirana mihitsy ny an’ireo mpianatra Malagasy any Chine. Tsy mety voavaha mantsy hatramin’izao ny resaka vatsim-pianarana sy saram-pianarany.
Hamaky ny tohiny