• Sabotsy 10 Aogositra 2013
Randrianaivo Eric
Tsy tokony nokitihana ny CES taloha fa ny Gasy aza efa nanaiky

Rafitra iray lehibe voafaritry ny tondrozotra mazava ny atao hoe CES, hoy ny MCT Randrianaivo Eric, ka heverina fa tena manana ny maha-izy azy ary tokony hananan’ny rehetra fitokisana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Aogositra 2013
Djaosera Irénée
«Fanapahan-kevitra politika ny fanoloana lehiben’ny Faritra»

Atoa Djaosera Irénée, Sekretera jeneralin’ny Ministeran’ny fitsinjaram-pahefana no vahin’ny Sokela anio. Nohararaotina ny fahitana azy, nangataham-panazavana manodidina ny fanesorana lehiben’ny Faritra vitsivitsy, ny fanomezana famatsiam-bola ny Faritra sy ny Kaominina ary ny tambikaraman’ny sefo Fokontany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Aogositra 2013
Administratera sivily ao amin’ny CES
«Tsy nisy «consigne de vote» izany tao Antsirabe»

Naneho ny alahelony ny mpiasam-panjakana ambony ao Vakinankaratra raha nahare tamin’ireo haino aman-jery maro teto an-drenivohitra fa nisy ny «consigne de vote» na toromarika manokana hifidianana olona iray, nialoha ny fifidianana izay ho solontenan’izy ireo ho ao amin’ny CES.

Hamaky ny tohiny
FTT