Lehiben’ny Faritra

> Nahazo fanalavam-potoana hiasana


  • Alakamisy 08 Aogositra 2013


Efa voasoratra ho isan’ny lahadinika hodinihana sy handraisana fanapahan-kevitra mandritra ny filankevitry ny minisitra manaraka ny didim-panjakana manafoana ny fanendrena ireo lehiben’ny Faritra sasantsasany voalaza fa mampitaraina ny vahoaka. Omaly no tokony ho natao io filankevitry ny minisitra io saingy tsy nisy tamin’ny ora farany indray izany. Samy manana izay heveriny ho anton’izany, tsy nisy rahateo ny fanazavana ofisialy ny amin’ny tsy nisian’io filankevitry ny minisitra io. Ny azo antoka aloha dia nahazo “sursis” na fanalavam-potoana hiasana indray ireo Lehiben’ny Faritra sy ny mpanohana azy ireo avy, izay efa niaina tao anatin’ny tebiteby tokoa omaly tontolo andro.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT