Mahazaka Clérmont

> Solontenan’ny Administratera sivily eo anivon’ny CES


  • Alarobia 07 Aogositra 2013


Vita omaly nanerana ny Nosy ny fifidinana ny solontena tokan’ny Administratera sivily eo amin’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana amin’ny vaovao, izay hisy mpikambana 19. Efatra ny kandida nifaninana, dia i Mahazaka Clérmont Gervais, Ratsimandresy Gaston, Rakotomalala François Emile ary Raholinarivo Solonavalona Paolo Emilio. I Mahazaka Clérmont no nahazo ny ampaham-bato be indrindra ary  nivoaka ho mpandresy. Efa minisitry ny fifandraisan-davitra sy ny paositra ary ny fifandraisana tamin’ny fe-potoam-piasana voalohan’ny filoha Marc Ravalomanana ity solontenan’ny Administratera sivily eo anivon’ny CES ity. Efa depioten’i Fenoarivo atsinanana ihany koa ny tenany.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT