• Zoma 13 Septambra 2013
Fiatrehana ny fifidianana
Betsaka sahady ireo kandida mandika lalàna

Betsaka sahady ireo kandida mandika lalàna amin’izao ankatoky ny fifidianana izao, araka ny fanazavan-dRakotonarivo Thierry, Sekretera jeneralin’ny ministeran’ny Atitany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Septambra 2013
Fifidianana depiote
Kandida faha-12 ao Toamasina I Atoa Ratsimbazafy Mamonjy

“Ny zavatra rehetra dia hain’ny mino”. Izay no filamatr’Atoa Ratsimbazafy Mamonjy kandida faha-12 hifaninana ho solombavambahoaka ao Toamasina I.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Septambra 2013
Fifidianana solombavambahoaka
Hiverina indray Ramerci

Mitombo hatrany ny isan’ireo kandidà ho solombavambahoaka ho an’ny Distrikan’Antsirabe Voalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Septambra 2013
Ranaivoson Désiré, filoha PNJ Mazava
Kandida depiote, Boriborintany faha-5

Omaly no nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiany solombavambahoaka ao amin’ny Boriborintany faha-5 ny CST teo aloha Ranaivoson Désiré sady filohan’ny PNJ Mazava.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Septambra 2013
Dr Rasolovoahangy Roseline Emma
“Mila mandray fitondrana aloha”

Iray amin’ireo kandida nailiky ny CES ny Dr Rasolovoahangy Roseline Emma. Tsy milavo lefona ity farany ary mbola manantena ho kandida. Nisy ny resaka nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Septambra 2013
Propagandy ao amin’ny RNM sy TVM
Nokianin’ireo kandinda ny CENI-T

Notanterahana teny amin’ny foiben’ny CENI-T, teny Alarobia omaly, ny antsapaka amin’ny fifandaminana ny fanehoan-kevitra sy propagandy ataon’ireo kandida filoham-pirenena ao amin’ny haino amanjerim-panjakana dia ny RNM sy ny TVM izany.

Hamaky ny tohiny
FTT