- Alarobia 11 Septambra 2013
Fiantsoana ny mpifidy
Nivoaka ny didim-panjakana
Omaly talata no nankatoavin’ny filankevitry ny governemanta ny didim-panjakana miantso ny mpifidy handrotsa-bato amin’ny fifidianana filoham-pirenena voalohany ho an’ny Repoblika faha-4, ny zoma 25 oktobra 2013 (fihodinana voalohany).
Hamaky ny tohiny