Zafilahy Stanislas

> «Aza rangitina izahay !»


  • Zoma 20 Septambra 2013


Niteraka fanehoan-kevitra samihafa ny tenin’ny jeneraly Ravalomanana nivoaka an-gazety omaly fa hisambotra ny filoha teo aloha izy ireo raha tonga eto ity farany. Na dia rangitinao aza izahay, dia ny tenin’ny raiamandreny (Marc Ravalomanana) ihany no arahinay : fihavanana sy firaisankina. Tsy ho tafiditrao anaty fandrika izahay, hoy i Zafilahy Stanislas tao amin’ny Magro Behoririka omaly. Manokatra masom-bahoaka ny teninao na misy aza ny fifanarahana tsy raharahainao ka isaorana anao, hoy hatrany ity filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita izy. Mbola isaorana anao koa tamin’ny teninao, hoy izy, satria nangidy taminay ny nanohana kandida, izay nampisaratsaraka nefa noho ny teninao dia nitambatra indray, hanohana an’ny Dr Jean Louis Robinson.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT