• Alarobia 25 Septambra 2013
Rajemison Rakotomaharo
Vavaka ho an’ny firenena no nisantarany ny fampielezan-keviny

Fotoam-pivavahana sy ny famangiana ny tany niaviany no nisantaran’ny kandidan’ny Mamafisoa, Rajemison Rakotomaharo ny andro voalohany amin’ny fanaovana fampielezan-kevitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2013
Dr Jean Louis Robinson
Tonga dia sahy

Raikitra ity ! Nisokatra nanomboka tamin’ny enina ora maraina teo ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana filoham-pirenena voalohany amin’ny Repoblika faha-4, ary tsy hifarana raha tsy amin’ny 24 oktobra amin’ny enina ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2013
Fifidianana depiote
Kandida tsy miankina ao Mananjary i Gége Bosco

Hilatsaka amin’ny anaran’ny tenany manokana indray amin’ny fifidianana ho solombavambahoaka any Mananjary i Andriamanampisoa Gégé Bernard.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Septambra 2013
Kandida depiote ao Vakinankaratra
Mamisoa ao Ambatolampy, Selitiana ao Antanifotsy

Tapa-kevitra fa dia handray anjara feno amin’ny fifidianana solombavambahoaka tokoa ny ankolafy Ravalomanana sy ny Zanak’i Dada raha ny mitranga ao Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
FTT