- Talata 24 Septambra 2013
Boriborintany faharoa - Kandidà depiote ankolafy Ravalomanana
Nametraka ny filatsahan-kofidiany Randrianarisoa Stanislas
Tsirin-kevitra efa ela no tato anatiko ny hanao asa fanasoavana ny mpiara-belona noho ny fanambinana nomen’Andriamanitra ny tenanay raha mahita ny manjo ny vahoaka ety amin’itony Boriborintany faharoa itony, hoy Atoa Randrianarisoa Stanislas kandidà ho depiote an’ny ankolafy Ravalomanana ao amin’ity faritra ity.
Hamaky ny tohiny