Rakotomahafaly Denis

> Nirotsaka ho depiote ao Antsirabe faharoa indray


  • Alatsinainy 07 Oktobra 2013


Niverina amin’ny sehatra politika indray ny Depioten’Antsirabe faharoa teo aloha, Atoa Rakotomahafaly Denis. Nambarany fa hiverina hilatsaka hofidiana ho depiote indray ny tenany hanohy sy hiaro ireo asa fampandrosoana efa nataony tany aloha ka amin’ny anaran’ny Arema Ratsirakista no hilatsahany. Nambarany koa fa tsy manana kandidà ho filoham-pirenena izy ireo ka malalaka ny safidin’ny mpikambana Arema tarihiny amin’izay hotohanany. Ho azy manokana dia hiaraka amin’ny kandidàn’ny Hery Vaovao ho an’i Madagasikara ny tenany.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT