Maitre Hanitra Razafimanantsoa

> Horovitintsika ny pejy nolotoin’ny tsy mataho-tody


  • Alatsinainy 07 Oktobra 2013


Amin’ny maha mpandrindra ny fampielezan-kevitra ato anatin’ny faritanin’Antananarivo teo aloha an’ny Maitre Hanitra Razafimanantsoa dia ny fampahafantarana ny fampiasana ny biletà tokana no tena imasoany nandritra ny fampielezan-kevitra ataon’ny kandida Dr Robinson Jean Louis. Mandritra izany koa no ilazany fa tsy maintsy mifidy isika handrovitra ny pejin’i Madagasikara izay nolotoin’ireo tsy mataho-tody. Ny fandaniana ny kandidà Dr Robinson Jean Louis no antok’izany. Tsy tongatonga ho azy izany fa ny fandraisantsika rehetra andraikitra ihany ka mitaona ny rehetra hifidy sy handatsa-bato ho azy no adidintsika. Raha ny fahavitrihan’ny Avana sy mpomba ny ankolafy Ravalomanana aloha dia azo antoka fa hataontsika “1er tour dia vita” tokoa izany, hoy ny Maitre Hanitra Razafimanantsoa.

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT