• Sabotsy 19 Oktobra 2013
Dr Rakotomalala Nirina
Namelively ny Amiraly sy Camille Vital

Raha manara-dalàna ny kandidà Camille Vital sy ny tomponandraikitra eto amin’ny firenena dia tokony hilaza ny momba an’ireo fiara 4x4 miisa 350 tonga eto Madagasikara, fiara izay araka ny fantatra dia an’ity kandidà ity, hoy ny Dr Rakotomalala Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Oktobra 2013
Fikambanana “Taratr’i Madagasikara”
Manohana ny kandida Dr Robinson Jean Louis

Manana ny biraony manokana mihitsy ny fikambanana «Taratr’i Madagasikara» tarihan’Atoa Andrianiarifera Malalaniana (Naina), izay entin’izy ireo hanohanana sy hampandaniana ny kandida tohanan’Atoa Ravalomanana dia ny Dr Robinson Jean Louis.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Oktobra 2013
Hery Rajaonarimampianina
Namita-tena tany Alaotra

Nampanantena zavatra betsaka ho an’ny vahoaka any Alaotra ny kandida Hery Rajaonarimampianina, nandritra ny fampielezan-kevitra notontosainy tao Andilamena, Amparafaravola ary Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Oktobra 2013
Marc Ravalomanana
Diso kajy ny mpanongam-panjakana

Vaky loha ny ankolafy Rajoelina sy ireo mpanohana azy tafiditra ao anatin’io ny Frantsay, satria tsy vitan’izy ireo hatramin’izao ny nampangina na nanapotika ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT