- Sabotsy 19 Oktobra 2013
Patrick Raharimanana
Midina ifotony mandresy lahatra ny mpifidy
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mihetsika ny VOT (Vondron’olon-tsotra manohana ny filoha Marc Ravalomanana).
Hamaky ny tohinyFaritra mena amin’ny resaka fandriampahalemana maromaro any atsimon’ny Nosy dia Mahabo, Ankazoabo Atsimo indray no notsidihan’ny Dr Robinson Jean Louis omaly alakamisy.
Hamaky ny tohinyVita ny alarobia tolakandro tao amin’ny biraon’ny OVEC na birao fanamarinana sy fandraisana ny filatsahan-kofidian’ireo kandida depiote tao Toamasina, ny antsapaka ho an’ireo kandida na ireo solontenany amin’ny laharana hapetraka amin’ny bileta tokana ho an’ny fifidianana depiote ny 20 desambra ho avy izao.
Hamaky ny tohinyHerinandro katroka anio dia higadona ny 25 oktobra, andro hanehoan’ny vahoaka Malagasy ny safidiny amin’ireo kandida 33 mianadahy. Misintona lakolosy satria tsy te ho tomponandraikitra, mangina fotsiny eo anoloan’ny lesoka maro amin’ny fikarakarana ity fifidianana ity ireo Parlemantera miisa 29 ao amin’ny CST tonga nivory omaly.
Hamaky ny tohiny