- Talata 22 Oktobra 2013
Kandida Roland Ratsiraka
Naneho ny heriny tao Toamasina
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nanome ny fomba fijeriny ny fanomanan’ny CENI-T ny fifidianana sy ny fizotry ny fampielezan-kevitra ny iraka mpanaramaso avy amin’ny Vondrona Afrikanina manana mpanaramaso 30 isa. Mahatsapa izy ireo fa hanahirana amin’ny fanatontosana ny fifidianana ny haben’i Madagasikara, ny haratsian’ny lalana sy ny halaviran’ny tanàna sasany.
Hamaky ny tohinyArakaraka ny hanatonan’ny datin’ny zoma 25 oktobra 2013, fotoana hanehoan’ny olom-pirenena malagasy ny safidiny amin’ny fifidianana filoham-pirenena hitondra azy hivoaka amin’ny fahasahiranana sy ny krizy lalina nandritra ny 5 taona latsaka no vao mainka hanaporofoan’ny Zanak’i Dada fa vonona ny hampandresy an’ny kandida Robinson Jean Louis izy ireo.
Hamaky ny tohinyNakotrokotroka ny fampielezan-kevitra ho fampandaniana ny kandida Dr Robinson Jean Louis tao Tolagnaro ny zoma lasa teo.
Hamaky ny tohinyAmin’izao efatra andro mialoha ny fifidianana izao dia mbola maro be ny olom-pirenena, ampy taona tsy mbola nahazo kara-pifidianana, na eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina io na any amin’ny faritra maro samihafa manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyNihaona tamin’ireo mpanara-dia sy mpanohana azy ary ny vahoakan’Antananarivo ny kandidà Sylvain Rabetsaroana omaly alahady 20 oktobra 2013.
Hamaky ny tohiny