Kara-pifidianana

> Mahazo rahom-bava ireo mpizara azy


  • Sabotsy 19 Oktobra 2013


Miezaka mizara ireo kara-pifidianana efa tonga eo am-pelatanany ankehitriny ireo Fokontany samihafa manerana ny Nosy, na eo aza ny olona amin’ny tambin-karama. Samy manana ny fomba hanatanterahana izany ny tsirairay avy ka ao ny miantso ireo mpifidy tompony hanatony ny biraom-pokontany misy azy maka ny anjarany. Ao kosa ny mizara izany mivantana mitety tokantrano mihitsy ka miasa an-tsitrapo toy ny hita omaly teny Betafo Ambohimanarina. Nilaza anefa ireto roa vavy anisan’ny nanatanteraka ny asa teny an-toerana fa miaritra ny rahom-bava ataon’ny mpifidy sasany izy ireo, na noho ny diso anaty karatra izany, na noho ny mpifidy sasany tsy mahazo karatra nefa ny iray trano aminy mahazo, na koa noho ny disadisa noho ny resaka loko politika fotsiny tsotra izao …

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT